Volontaires du Bongolava Tsiroanomandidy

Volontaires  du Bongolava Tsiroanomandidy

Suivi des parrainages scolaires

P1240139.jpg
Parrainages et prise en charge de la scolarisation d'enfants de familles démunies

 

Depuis la rentrée 2015, 106 enfants sont scolarisés par l'association Bongolava Antsitrapo.

 

Cette année, un important dispositif de suivi a été mis en place. Sept volontaires de l'association ont rendu visite aux 8 écoles primaires, 5 collèges et deux Lycées où sont scolarisés les enfants et les jeunes.

 

L'objectif est de faire le lien avec les enseignants pour suivre de près leurs études, de s'assurer de l'assiduité, de prendre connnaissance des problèmes qu'ils rencontrent et de les motiver, ansi que de vérifier que ce sont vraiment les plus nécéssiteux qui sont pris en charge.

 

D'une manière générale, les chefs d'établissements et enseignants nous ont dit leur satisfaction de ce suivi,leur disponibilité pour coopérer et souhaité qu'ils soit régulièrement reconduit..

Ils ont pu signaler des besoins particuliers en équipements scolaires ou des cas d'absence liés à la pénurie alimentaire des familles.

 

Diverses pistes d'amélioration du suivi ont étés suggérées.

 

Un grand bravo à tous ceux qui sont mobilisés pour ce travail de fond du suivi des enfants. Car payer l'écolage ne suffit pas !

 

 

Nandritra ny fanombohan’ny taom-pianarana 2015, 106 ireo ankizy niantohan’ny Fikambanana Bongolava Antsitrapo teo amin’ny fianarany.

Tamin’ity taona ity, dia nametraka fomba fiasa vaovao ; nisy ireo mpilatsaka antsitrapo ato amin’ny fikambanana izay niisa fito, nandeha nitsidika ireo sekoly : 08 EPP, 05 CEG, 02 Lycée izay misy ireo ankizy sy tanora iantohana.

Ny tanjona tamin’ity fitsidihana ity dia mba hisihan’ny fifandraisana eo anivon’ny sekoly sy ny fikambanana mba hanarahana maso akaiky ny fianaran’ireo ankizy sy ny fahazotoany ary ihany koa mba ahafahana mafantatra ny olana misy eo anivon’izy ireo, andrisihana azy ireo hazoto hianatra tsara.

Amin’ny ankapobeny, faly sy nankasitraka tamin’ny fitsidihana ireo talen-tsekoly sy ny mpiara-miasa aminy, ary miandrandra ny fitohizan’izany sy ny fanampiana azy ireo amin’ny fanabeazana ny ankizy.

Misy ny tsikaritr’izy ireo amin’ireo ankizy sasany, eo amin’ny tsy fahampiana ara-pitaovana, sy ny fanapahana any an-tsekoly noho ny tsy fahampian-tsakafo ao an-tokatrano.

Maro ireo soso-kevitra natolotra amin’ny fanatsarana ny fitsidihana izay natao.

Fisaorana manokana ho an’ireo ekipa niaraka nientana tamin’ity fitsidihana manan-danja ity. Satria raha ny saram-pianarana fotsiny no aloha dia tsy ampy eo amin’ny lafiny

fanabeazana ireo ankizy sy tanora!!

P1240089.jpg

Les Volontaires dans une école primaire avec le Directeur

 

 

P1240104.jpg

 

et avec les enseignants

P1240103.jpg

 

De gauche à droite Nari , Feno, Elysabeth, Maître Onja , volontaires de l'association en visite de suivi 

 

P1240108.jpg

 

P1240118.jpg

 

 

 

P1240157.jpg

 

 

P1240139.jpg

 

 

 

P1240152.jpg

 

Feno et nos enfants parrainés



29/12/2015
2 Poster un commentaire

Inscrivez-vous au blog

Soyez prévenu par email des prochaines mises à jour

Rejoignez les 81 autres membres