Volontaires du Bongolava Tsiroanomandidy

Volontaires  du Bongolava Tsiroanomandidy

FIANTSOANA FIVORIAMBE NY FIKAMBANANA BONGOLAVA ANTSITRAPO

                          FIANTSOANA FIVORIAMBE NY FIKAMBANANA BONGOLAVA ANTSITRAPO

 

Antsoina  ianao mba ho tonga hanatrika ny fivorimben ny FIKAMBANANA BONGOLAVA ANTSITRAPO izay fanao isantaona, izay hatao eny Bel Air (Mangarivotra) ny ASABOTSY 09/01/2016 manomboka amin 8 ora maraina

 

 

FANDAHARAM-POTOANA

 

  • Ouverture

  • Prière

  • Présentation CA

  • Rapport d'activité et présentation PTA ( planning de travaux annuel de chaque activité)

  • Sensibilisation et explication du Droit d'adhésion à l'association Bongolava Antsitrapo

  • Présentation de l'association Du Coeur Pour Mada en France

  • Discours final

  • Pot de l'amitié

 

Hery lehibe sy bo fampandrosoana ny fikambanana ny fahatongavanao

 

 

    

                                                          ISIKA MIARAKA NO MAHAVITA



29/12/2015
0 Poster un commentaire

Inscrivez-vous au blog

Soyez prévenu par email des prochaines mises à jour

Rejoignez les 78 autres membres